Kozio tsy ankikozy ny mombamomba anao

Kozyy dia toerana hitafana sy hifampizarana milamina. Tsy mila sary, tsy mila anarana, tsy mila ny mombamomba anao manokana. Kozy dia ampy.

Ny kozinao no miteny ho anao.

Ato amin'ny Kozyy, ny zavatra lazainao no zava-dehibe kokoa noho ny hoe iza ianao. Zarao ny hevitrao, fanontaniana ary traikefa, tsy mila mampiseho ny maha-ianao anao ary tsy mahita ny an'ny hafa koa.

Anarana miafina

Kozyy dia misafidy anarana miafina ho anao. Tsy misy hifandraisany amin'ny mombamomba anao.

Toko telon'ny Kozyy

01

Kozio tsy ankikozy ny mombamomba anao

Ny hevitra madio sy mangarahara matetika dia miseho rehefa tsy hita ny anarana. Kozyy dia natao hanala izay anarana izay.

02

Ny tsiambararoa no fototra, tsy endri-javatra fotsiny

Tsy mila sary, tsy mila anarana, tsy mila ny mombamomba anao manokana. Tsy miafina, tsy safidy fa tsy misy mihitsy.

03

Milamina fa tsy maizina

Ny tsy fitononana anarana eto tsy midika ho fanararaotana, fa fahafahana mikozy am-pahatsorana sy toerana milamina ahafahana miresaka tsy misy fanerena na sakana nohon'ny anarana.

Vonona ny hikozyy?

Zarao ny hevitrao ny hevitrao dia ataovy ohatran'ny tsy hisy hijery sy hitsara satria tsy misy mihitsy.